Vidio Ny Address Crypto anao Ao Amin'ny LemurPay Amin'ny Vidiny 2000Ar.

Vidio Ny Address Crypto anao Ao Amin'ny LemurPay Amin'ny Vidiny 2000Ar.


Sahirana amin'ny fanakalozana Crypto havadika ho ariary ve ianao? Vakio ity lahatsoratra ity.

Salama daholy ianareo rehetra namako Malagasy manao asa amin'ny internet, ny vaovao entiko aminareo androany dia mahakasika ny www.lemurpay.com. Tsara marihana fa ny Lemurpay dia kitapom-bola crypto voalohany vitagasy izay afahana manakalo ny vola gasy amin'ireo vola vahiny, toy ny MGAEUR, MGAUSD, ary ny Crypto kosa MGABTC, MGAETH, MGALTC. Azo atao tsara ny mametraka ny Crypto ao amin'ny Lemurpay amin'izao fotoana izao.

Ny dingana araha dia tsotra; toy izao manaraka izao.

Voalohany, ampidiranao vola amin'ny ariary aloha ny kitapom-bolanao lemurpay.

Faharoa, mividy crypto wallet ianao izay amin'ny vidiny 2000 ny Bitcoin, Ethereum, Litecoin.

Fahatelo, afaka afindranao ao amin'ny iray amin'ireo ny volanao Ariary ho BTC na ETH, na LTC izay tianao hampiasana ny volanao. Ny mahatsara ny Crypto dia misy fotoana izy tonga dia midangana be ny vidiny ka raha mametraka vola ao ianao dia mitombo koa ny volanao na dia tsy kitihinao aza.  

Ireo ny dingana arahanao raha tehampiasa wallet crypto ianao ao amin'ny LemurPay. Raha mbola tsy manana compte LemurPay dia manaova inscription amin'io rohy ambony io. Mirary soa anareo ny tenako Fety Bernard Etienne(fetinafety)

How do you rate this article?

1


Fety Bernard Etienne(fetinafety)
Fety Bernard Etienne(fetinafety)

I am a crypto enthusiast, and trader, an investor in many various platforms, and protocol of blockchain around the world. I love talking about Cryptocurrency.


Crypto Bajaj
Crypto Bajaj

---CONSULTANT--- CRYPTOCURRENCY & BLOCKCHAIN: Investment Coaching, Account Management, Exchange. 6+ YEARS OF EXPERIENCE.

Publish0x

Send a $0.01 microtip in crypto to the author, and earn yourself as you read!

20% to author / 80% to me.
We pay the tips from our rewards pool.