Ny Risk sy ny money management.


 Rehefa miresaka mahakasika ny fampiasam-bola en ligne na Business en amin'ny internet dia tsy afaka miala amin'ny Risk foana. Hiresaka ny amphany mahakasika izany isika androany.   Ny pejy matetika dia mizara lahatsoratra mahakasika ny cryptomonnaie eto amin'ny Facebook. Misy olona mijery izay mijery avy ety ivelany mitsara fa tsy miresaka mahakasika ny risk izahay. Tsia, tena resahanay tokoa ny mahakasika ny risk ao anatin'ny Cryptomonnaie ary rehefa mandalo fiofanana ato aminay ianao. anisany anaty lesona ny fampianarana anao mandanjalanja ny risk sy money managemen anatin'ny tsena dizitaly Cryptomonnaie.  

Rehefa mandanjalaja ny tahotra(risk) ianao dia ho tompon'andraikitra amin'ny fampiasanao ny volanao. Rehefa mahazo tombotsoa ianao dia hatsapa fa tena nilainao ny nahafantatra ny risk sy ny tokony nidirana tamin'izany. Ny fahaizana izany dia mahatonga anao hanana fahatokian-tena bebe kokoa ary tsy hiankin-doha amin'olona ianao fa mahay manao safidy manokana mahakasika ny cryptomonnaie tianao ampiasana vola.   Tadidio fa volatile ny tsena Cryptomonnaie, ka mety hahavery ny volanao tanteraka izany raha tsy mahay mandanjalanja(gestion du risque) ny volana koa ianao. Kanefa amin'ny maha volatile azy izay ka raha hainao anefa ny mandanjalanja an'io risk sy volanao io dia anisany azahoana tombotsoa betsaka ny fampiasam-bola amin'ny Cryptomonnaie.  

Noho izany, raha maniry ianao tehisehatra mahakasika ny tontolon'ny Cryptomonnaie ka tehisitraka ny fampiofanana ato ami'ny CryptoBajaj dia hitarika sy hanoro anao ny fomba fandanjalanjana ny risk sy money Management izahay. Izay indray no lahatsotra androany. Aza adino ny manao j'aime sy manaraka ny pejy ahitanao ny vaovao mahakasika ny Cryptomonnaie. #CryptoForever #cryptoinvestment #CryptoTradingStrategie  

How do you rate this article?

1


Fety Bernard Etienne(fetinafety)
Fety Bernard Etienne(fetinafety)

I am a crypto enthusiast, and trader, an investor in many various platforms, and protocol of blockchain around the world. I love talking about Cryptocurrency.


Crypto Bajaj
Crypto Bajaj

---CONSULTANT--- CRYPTOCURRENCY & BLOCKCHAIN: Investment Coaching, Account Management, Exchange. 6+ YEARS OF EXPERIENCE.

Send a $0.01 microtip in crypto to the author, and earn yourself as you read!

20% to author / 80% to me.
We pay the tips from our rewards pool.